Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 12 aprily 2023

Anisan'ireo fampitana am-bava nankatoavin'ny Filankevitry ny Minisitra notanterahina androany 12 aprily 2023 teny amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha ny :

• Hirosoana amin’ny fanombohana ny « caravane du droit » antsoina hoe FIARA ZO izay entina hampahafantarana ny daholobe ny lalàna sy ny zon’ny olompirenena tsirairay.

• Ny fanamarinana ny fampidirana ny seranam-piaramanidin'i Toliara ao anatin’ny lisitr'ireo seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena.

• Noraisina ihany koa ny volavolan-dalàna manitsy ny "code minier".


>>>