Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Talata 12 Desambra 2023

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo ny talata 12 desambra 2023 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, natrehin’ireo minisitra isan-tokony, ny Sekretera Jeneralin’ny Fiadidiana ny Repoblika, ny Talen’ny Kabinetra, ny Sekretera Jeneraly Lefitra ary ny Tale misahana ny raharaha araka ny lalàna eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika.

>>>