Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 07 jona 2023

Anisan'ny fampitana am-bava nankatoavina nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra notanterahina ny 07 jona 2023

• ny hanatanterahana ireo fangatahana nataon'ny vahoakan’ny distrikan'i Maroantsetra sy Mananara izay nataon'izy ireo nandritra ny dian'ny Filoham-pirenena tany an-toerana ny 3 sy 4 jona lasa teo

• ny tsy hirosoana amin’ny fanaovana ny Lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana asiam-panitsiana ho an’ny taona 2023.

• Noraisin'ny Filan-kevitry ny Minisitra ihany koa ny volavolan-drijatenin-dalàna hirosoana amin'ny fananganana ny Faritra faha 24 antsoina oe "Ambatosoa" ahitana ny distrikan'i Maroantsetra sy Mananara Avaratra.


>>>