Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 14 jona 2023

Satria tsy eto an-toerana fa mamita iraka any ivelany, manatrika ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny asa andiany faha-111 izay atao any amin’ny foiben’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny asa (OIT) ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina dia natao tamin’ny fampitan-davitra ny Filan-kevitry ny Minisitra androany Alarobia 14 Jona 2023.


>>>