FETIN'NY FAHALEOVANTENA 2023

MALAGASY MIRAY HINA - MADAGASIKARA MANDROSO

Ho fanamarihana ny fankalazana ny niverenan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara dia maro ny hetsika iarahana amin'ny faritra Analamanga. Hisy ny Podium lehibe ahitana ireo mpanakanto fanta-daza :

ANDRANOMENA 21 JONA 2023 : THT - CESAR - FARAH JOHNS - MR SAYDA

MANJAKANDRIANA 22 JONA 2023 : TEMPO GAIGY - BIG MJ - LIANAH

BY-PASS 23 JONA : SKAIZ - TENCE MENA - ARIONE JOY - SMAVEN

ANKADIKELY ILAFY 24 JONA 2023 : STEPHANIE - ELIDIOT - DAH MAMA