Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 04 oktobra 2023

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo androany 04 oktobra 2023 ny Filan-kevitry ny Minisitra nataon’ny Governemanta Ifarimbonana (gouvernement collégial) tarihin’Andriamatoa Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta.

>>>