Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, alarobia 13 septambra 2023

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo androany maraina ny Filankevitry ny Minisitra voalohany nataon’ny Governemanta Ifarimbonana (gouvernement collégial) izay misahana ny asan’ny Filoham-panjakana vonjy maika, tarihin’Andriamatoa Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta.


>>>