Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 20 septambra 2023

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo androany 20 septambra 2023 ny Filan-kevitry ny Minisitra nataon’ny Governemanta Ifarimbonana (gouvernement collégial)izay misahana ny asan’ny Filoham-panjakana vonjy maika, tarihin’Andriamatoa Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta.


>>>