Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 17 janoary 2023

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany Alarobia 17 janoary 2024 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Fiohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.


>>>