Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany Alarobia 07 febroary 2024 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Fiohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.