Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 06 Marsa 2024

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny Alarobia 6 Marsa 2024 ny notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.


>>>