Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alakamisy 11 aprily 2024, Lapam-panjakana Iavoloha

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny Alakamisy 11 aprily 2024 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.


>>>