Notanterahina teto amin’ny Grande Résidence, Tanamakoa Toamasina androany Alarobia faha 17 Aprily 2024, ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Andry RAJOELINA, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara. Nanatrika ny Filan-kevitra Andriamatoa NTSAY Christian, Praiminisitra lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra sasan-tsasany izay manana asa maika aty Toamasina.