Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 24 aprily 2024

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany Alarobia 24 avrily 2024 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.


>>>