Notanterahina teto amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany Alakamisy 02 mey 2024, ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Andry RAJOELINA, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara. Nanatrika ny Filankevitra Andriamatoa NTSAY Christian, Praiminisitra lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tsokajiny .