Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 08 mey 2024

Notanterahina tamin’ny alalan’ny fampitan-davitra ny Filankevitry ny Minisitra, androany Alarobia 08 mey 2024, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA izay voaasa manokana mandray anjara amin’ny kongresy AIM any Abu Dhabi. Natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony izany Filan-kevitry ny Minisitra nampitain- davitra izany.


>>>