Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Talata 14 mey 2024

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny Filankevitry ny Minisitra, androany Talata 14 mey 2024, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.


>>>