Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 19 jona 2024

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany Alarobia 19 jona 2024 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ary natrehin’ireo Minisitra isan-tokony. Ny Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehiben’ny Governemanta dia misolo tena an’i Madagasikara amin’ny lanonam-pianianan’ny Filohan’ny Repoblikan’i Afrika Atsimo


>>>