Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany Alarobia 24 jolay 2024 ny Filankevitry ny Minisitra,notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony izay misahana ny fampandehanan-draharaha andavanandro.