Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alatsinainy 05 Aogositra 2024

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra androany Alatsinainy 05 Aogositra 2024 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra sasantsasany.


>>>