Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 04 septambra 2024

Notanterahina androany Alarobia 04 septambra 2024 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.


>>>