Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, alarobia 25 septambra 2024, Lapam-Panjakana Iavoloha

Notanterahina androany alarobia 25 septambra 2024 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.


>>>