Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, alarobia 09 oktobra 2024, Lapam-Panjakana Iavoloha

Notanterahina androany Alarobia 09 oktobra 2024 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.


>>>