Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny Talata 29 Oktobra 2024 tontolo andro ny Filankevitry ny Minisitra manokana, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.