Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, alarobia 13 novambra 2024, Lapam-Panjakana Iavoloha

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany Alarobia 13 novambra 2024 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.


>>>