Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, alarobia 04 desambra 2024, Lapam-Panjakana Iavoloha

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany alarobia 04 novambra 2024 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.


>>>