Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, alarobia 08 janoary 2025, Lapam-Panjakana Iavoloha

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny Alarobia 08 janoary 2025 ny Filankevitry ny Minisitra, voalohany amin'ity taona ity, izay notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.


>>>