Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny Alarobia 19 febroary 2025 ny Filankevitry ny Minisitra, izay notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.