Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alakamisy 06 marsa 2025, Lapan'ny Tanànan'i Mahajanga

Notanterahina teny amin’ny Lapan’ny Tanànan’i Mahajanga ny Alakamisy 06 marsa 2025 ny Filan-kevitry ny Minisitra ivelan’Antananarivo, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra sasantsasany ary ireo manam-pahefana ao an-toerana.


>>>