Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Sabotsy 14 jona 2025 Lapam-panjakana Ambohitsorohitra

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra androany Sabotsy 14 jona 2025 ny Filan-kevitry ny Minisitra manokana notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra sasantsasany.


>>>