Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny Alarobia 18 jona 2025 ny Filan-kevitry ny Minisitra notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.