Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra androany Alarobia 25 jona 2025 ny Filankevitry ny Minisitra manokana notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra sasantsasany.