Notanterahina tao amin’ny Hôtel des Finances Fianarantsoa ny Alarobia 02 jolay 2025 ny Filankevitry ny Minisitra notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony ary ireo tompon’andraikim-panjakana sy olom-boafidy eny ifotony.