Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 10 Aogositra 2022

Nisy ireo fampitana am-bava izay nankatoavina teo anivon’ny Filankevitry ny Minisitra notanterahina ny 10 Aogositra 2022. Anisan’izany :

• ny fanafoanana ny fanaovana fitiliana TDR eny am-pahatongavana eny Ivato sy amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena any amin’ireo faritra hafa eto Madagasikara.

• ny fanendrena ny mpikambana ao amin’ny Filankevi-pitantanan’ny « Fonds Souverain Malagasy » na FSM


>>>

Situation Covid-19 à Madagascar