Ho fanatanterahana ny Vina sy toromariky ny Filoha Andry RAJOELINA dia manantanteraka ny fanamboaran-dalana ho rarivato na pavé ao an-tampontananan'ny Kaominina Alatsinainy-Bakaro, distrikan'Andramasina ny Faritra Analamanga. Ankehitriny dia eo amin'ny "phase terrassement-n'ny plateforme" ny asa.