Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 25 May 2022

Nanome ireo toromarika fanamafisana ny ady amin'ny kolikoly sy ny fiarovana ny fananan-tany ny Filohan’ny Repoblika nandritra ny Filankevitry ny Minisitra natao androany 25 may 2022. Toromarika izay natao mba hanatanterahana ny « Velirano » mikasika ny fanamafisana ny fanapariaham-pahefana sy ny fiarovana ny fitantanana ny fananan-tany na dia efa maro tokoa ny ezaka vita sy notanterahana teo anivon’ny Governemanta, nefa mbola betsaka ihany koa ny tsy vita sy ny miandry, hahatratrana io tanjona.
Teo ihany koa ny fankatoavana ireo fampitana am-bava samihafa toy ny:

• fankatoavana ny drafitr’asa fampiharana ireo tolo-kevitry ny Fitsarana momba ny Kaonty, izay mifandraika amin’ireo fandaniana natao tamin’ny ady amin’ny valan’aretina Covid 19.

• fankatoavana ny handraisan’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola an-tanana ny fandraisana anjara ny Governemanta malagasy amin’ny « Nouveau Modèle de Financement » (NMF3) an’ny « Fonds Mondial"


Compte-rendu du Conseil des ministres, mercredi 25 Mai 2022

Après avoir présidé le Conseil des Ministres, le Président de la République a mis le cap sur les Emirats Arabes Unis pour une visite d'État de quelques jours. En effet, le Chef de l'État est l'invité d'honneur de la Conférence sur les technologies de l'économie numérique. Mise à part les rencontres officielles avec les autorités locales, plusieurs rencontres avec de grands investisseurs économiques figurent aussi dans le programme de cette visite. Par ailleurs, plusieurs communications verbales ont été approuvées lors du Conseil des Ministres de ce 25 mai 2022 notamment:

• l'approbation du plan d'actions de mise en œuvre des recommandations de la Cour des Comptes sur la gestion des dépenses liées à la lutte contre la pandémie covid-19.

• l'approbation de la création du premier orchestre national malagasy dénommé: «VOA'ART - National orchestra of Madagascar"

• l'approbation de la demande de prise en charge par le Ministère de l'Economie et des Finances de la contribution du Gouvernement Malagasy au Nouveau Modèle de Financement (NMF3) du Fond Mondial.


...