Tatitry ny Filankevitry ny minisitra, Alarobia 26 Oktobra 2022

Nisy ireo fampitana am-bava izay nankatoavina teo anivon’ny Filankevitry ny Minisitra notanterahina ny 26 Oktobra 2022. Anisan’izany ny:

• ny volavolan-dalàna mifehy ny teti-bola taona 2023.

• ny fahafahana manetsika ireo trano printy tsy miankina manampy ny trano printy nasionaly ao anatin’ny ny hetsika lehibe momba ny didim-pitsarana solo-kopiam-pahaterahana (jugement supplétif d’acte de naissance) sy ny karapanondrom-pirenena.

• ny fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny COP 27 ny 31 oktobra ka hatramin’ny 18 novambra 2022 any Sharm El Sheick, Egypte.


>>>