Communes : 140
13 districts dont 6 urbains
Vanim-potoana nitondran'ny mpanjaka teo amin'ny fiarahamonina
1945: nifarana ny ady lehibe II 1947 nanomboka ny fitakiana ny fahaleovantena.Maro ny antoko politika niforona :MDRM/PADESM/AKFM/PSD/MONIMA
Ny teny malagasy ôfisialy dia endriky ny fiteny malagasy natao hifandraisan' ny mponina amin' ny faritra rehetra eto Madagasikara
Ny 23 aogositra 1818 tonga teto Madagasikara ireo Misionera anglisy, Thomas Bevan sy David Jones, nitondra ny fivavahana Kristiana sy ny soratra.
Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana ny teny hoe ohabolana...