𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡'𝗡𝗬 𝗚𝗢𝗩𝗘𝗥𝗡𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔, 20 febroary 2023
Didim-panjakana laharana faha 2023- 165 manova  sy manampy ny andininy sasantsasany ao amin’ny didim-panjakana laharana faha 2021-822 tamin’ny 15 aogositra  2021 nasiam-panovàna tamin’ireo didim-panjakana laharana faha 2022- 400 tamin’ny  16 martsa 2022 sy laharana 2022-1468 tamin’ny 18 oktobra 2022, manendry ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta:
• Minisitry ny Fiarovam-pirenena : Général de Division Rakotoarijaona Josoa

Général de division RAKOTOARIJAONA Josoa

Minisitry ny Fiarovam-pirenena

• Minisitry ny Raharaham-bahiny:  Yvette Sylla

Yvette SYLLA

Minisitry ny Raharaham-bahiny

•  Mpitahiry ny tombo-kasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana: Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana

RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana

Mpitahiry ny tombo-kasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana

• Minisitry ny Asa, ny Fampananana asa, ny Asam-panjakana ary ny lalàna sosialy:  Rivotiana Richard Jean Bosco

RIVOTIANA Richard Jean Bosco

Minisitry ny Asa, ny Fampananana asa, ny Asam-panjakana ary ny lalàna sosialy

• Minisitry ny asa vaventy: Colonel Andrianatrehina Ndriamihaja Livah

Colonel ANDIANATREHINA NDRIAMIHAJA Livah

Minisitry ny asa vaventy

• Minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetrandro : Ramonjavelo Manambahoaka Valery

RAMONJAVELO Manambahoaka Valery

Minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetrandro

• Minisitry ny Angovo sy ny akoranafo: Andriamanampisoa Soloniaina Rasamoelina

RASAMOELINA Andriamanampisoa Soloniaina

Minisitry ny Angovo sy ny akoranafo

• Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena : André Haja Resampa

RESAMPA André Haja

Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena

<<< retour