- Olona 162 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus ny 30 Martsa 2021 tamin'ny tests 755.
- Analamanga 107
- Atsinanana 18
- Diana 12
- Alaotra Mangoro 2
- Boeny 5
- Atsimo Andrefana 6
- Menabe 1
- Analanjirofo 10
- Ihorombe 1
- Olona 132 no sitrana soamantsara.
- Analamanga 93
- Atsinanana 20
- Atsimo Andrefana 5
- Amoron'i Mania 2
- Analanjirofo 8
- Ihorombe 2
- Melaky 1
- Sofia 1
- Olona 15 no lavon'ny Covid-19.
- Analamanga 7
- Atsinanana 1
- Boeny 4
- Sava 1
- Analanjirofo 1
- Sofia 1
- Olona 2100 no manaraka fitsabona
- Olona 246 no formes Graves |

|

|

|

|