![]() |
FARITRA ANALAMANGA MIADY AMIN'NY COVID-19. Andoany 02 aprily 2021 dia nitohy teny amin'ny Kaominina Andoharanofotsy, distrikan'Antananarivo Atsimondrano ny famendrahana fanafody hiadiana amin'ny fihanaky ny valan'aretina Covid-19. Tao amin'ny biraon'ny kaominina, FJKM Mahalavolona, Fiangonana Loterana sy Katolika, CSB II, biraon'ny zandary ary ny tsena teny Andoharanofotsy sy Iavoloha no nanatanterahana izany. |