Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny Alahady 04 aprily 2021

TATITRY NY FIHANAKY NY COVID-19 NY ALAHADY 04 APRILY 2021
- Olona 137 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus ny 04 Aprily 2021 tamin'ny tests 382.

  • Analamanga 49
  • Atsinanana 2
  • Diana 20
  • Boeny 14
  • Sava 16
  • Atsimo Andrefana 7
  • Menabe 4
  • Analanjirofo 7
  • Anosy 11
  • Itasy 1

- Olona 143 no sitrana soamantsara.

  • Analamanga 85
  • Atsinanana 9
  • Diana 13
  • Boeny 2
  • Vakinankaratra 11
  • Sava 5
  • Atsimo Andrefana 1
  • Analanjirofo 6

- Olona 5 no lavon'ny Covid-19.

  • Analamanga 1
  • Atsinanana 1
  • Boeny 1
  • Sava 1
  • Analanjirofo 1

- Olona 2544 no manaraka fitsabona
- Olona 268 no formes Graves

05/04/21