Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny Alatsinainy 05 aprily 2021

Tranga vaovao 165

  • Analamanga 118
  • Atsinanana 05
  • Diana 22
  • Alaotra Mangoro 02
  • Matsiatra Ambony 01
  • Boeny 02
  • Sava 02
  • Atsimo Andrefana 04
  • Analanjirofo 06
  • Androy 03

Sitrana : 111

  • Analamanga 63
  • Atsinanana 14
  • Alaotra Mangoro 01
  • Matsiatra Ambony 01
  • Atsimo Andrefana 05
  • Menabe 02
  • Analanjirofo 11
  • Ihorombe 03
  • Itasy 01
  • Melaky 01
  • Sofia 09

Maty : 03

  • Analamanga 01
  • Atsimo Andrefana 01
  • Anôsy 01


Manaraka fitsaboana : 2 595
Formes graves : 271

 

06/04/21