Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny zoma 02 aprily 2021

Tranga vaovao : 294 tamin'ny tests 1204

  • Analamanga 174
  • Atsinanana 18
  • Diana 22
  • Alaotra Mangoro 3
  • Haute Matsiatra 2
  • Boeny 8
  • Vakinankaratra 3
  • Sava 19
  • Atsimo Andrefana 9
  • Menabe 1
  • Analanjirofo 12
  • Anosy 11
  • Ihorombe 5
  • Atsimo Atsinanana 2
  • Sofia 5

Sitrana soamantsara 119

  • Analamanga 44
  • Atsinanana 6
  • Haute Matsiatra 3
  • Boeny 23
  • Vakinankaratra 1
  • Sava 15
  • Atsimo Andrefana 1
  • Menabe 4
  • Analanjirofo 7
  • Ihorombe 2
  • Melaky 13

Olona 5 no lavo

  • Analamanga 1
  • Atsinanana 2
  • Alaotra Mangoro 1
  • Sava 1

Olona 2394 no manaraka fitsabona
Olona 250 no formes Graves

 

03/04/21