Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny sabotsy 10 aprily 2021

- Tranga vaovao 515  tamin'ny tests 1389
  • 350 Analamanga
  • 27 Diana
  • 13 Analanjirofo
  • 23 Bongolava
  • 23 Vatovavy Fitovinany
  • 26 Atsimo Andrefana
  • 6 Sava
  • 3 Boeny
  • 9 Sofia
  • 5 Atsimo Atsinanana
  • 1 Melaky
  • 7 Itasy
  • 7 Anosy
  • 1 Matsiatra Ambony
  • 10 Alaotra Mangoro
  • 4 Atsinanana
- Sitrana 397 
- Maty 7 
  • 3 Analamanga
  • 1 Atsimo Andrefana
  • 3 Sava
- Olona  3679 no manaraka fitsabona
- Olona 310 no formes graves

 

11/04/21