- Olona 514 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus ny 09 Aprily 2021 tamin'ny tests 1286.
- Analamanga 348
- Diana 25
- Alaotra Mangoro 24
- Boeny 6
- Vakinankaratra 15
- Sava 12
- Atsimo Andrefana 13
- Amoron'I Mania 16
- Bongolava 3
- Analanjirofo 7
- Anosy 12
- Ihorombe 5
- Itasy 13
- Betsiboka 5
- Androy 1
- Melaky 9
- Olona 188 no sitrana soamantsara.
- Analamanga 120
- Atsinanana 5
- Diana 12
- Alaotra Mangoro 1
- Sava 18
- Atsimo Andrefana 5
- Analanjirofo 15
- Anosy 4
- Ihorombe 2
- Melaky 1
- Sofia 5
- Olona 7 no lavon'ny Covid-19.
- Analamanga 2
- Atsinanana 1
- Diana 1
- Boeny 1
- Vakinankaratra 1
- Itasy 1
-Olona 3.568 no manaraka fitsabona
-Olona 318 no formes graves |
|