Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny alahady 11 aprily 2021

- Tranga vaovao 478  tamin'ny tests 1286

  • Analamanga 369
  • Atsinanana 2
  • Diana 15
  • Alaotra Mangoro 13
  • Haute Matsiatra 1
  • Boeny 3
  • Vakinankaratra 1
  • Sava 9
  • Atsimo Andrefana 8
  • Vatovavy Fitovinany 2
  • Menabe 3
  • Bongolava 9
  • Analanjirofo 5
  • Anosy 3
  • Itasy 16
  • Sofia 19

- Sitrana 227

  • Analamanga 157
  • Atsinanana 7
  • Diana 8
  • Alaotra Mangoro 2
  • Haute Matsiatra 5
  • Boeny 18
  • Vakinankaratra 2
  • Sava 15
  • Atsimo Andrefana 1
  • Anlanjirofo 9
  • Anosy 2
  • Ihorombe 1

- Maty 6

  • Analamanga 2
  • Atsinanana 1
  • Diana 1
  • Boeny 1
  • Atsimo Atsinanana 1

- Manaraka fitsabona 3924 
- Formes graves 304

 

12/04/21