Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny talata 13 aprily 2021

- Olona 8 no lavon'ny Covid-19.
  • Analamanga 4
  • Diana 3
  • Anosy 1
-Olona 583 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus tamin'ny tests 800.
  • Analamanga 445
  • Atsinanana 10
  • Diana 16
  • Alaotra Mangoro 8
  • Haute Matsiatra 7
  • Boeny 3
  • Vakinankaratra 19
  • Sava 7
  • Astimo Andrefana 25
  • Vatovavy Fitovinany 4
  • Menabe 10
  • Amoron'I Mania 5
  • Analanjirofo 6
  • Anosy 5
  • Ihorombe 5
  • Itasy 2
  • Androy 3
  • Sofia 3
Olona 285 no sitrana soamantsara.
  • Analamanga 164
  • Atsinanana 17
  • Diana 25
  • Alaotra Mangoro 16
  • Haute Matsiatra 7
  • Sava 7
  • Atsimo Andrefana 5
  • Bongolava 5
  • Analanjirofo 19
  • Anosy 11
  • Ihorombe 2
  • Androy 1
  • Sofia 6
-Olona 4127 no manaraka fitsabona
-Olona 344 no formes graves.

 

14/04/21