Lalana Talata Angavo - Fiadanana - Mandrosoa distrikan'Ankazobe

Vita soa amantsara ny lalana kaominaly mampitohy ny Kaominina efatra : Ankazobe, Talata Angavo, Fiadanana, Mandrosoa ao amin'ny Distrikan' Ankazobe.
Lalana izay mirefiny eo amin'ny 17km eo ho eo.
Izao no atao dia ho fanatanterahana ny Veliranon'ny Filoha sy ireo fampandrosoana miala avy eny ifotony

14/04/21