Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny alarobia 14 aprily 2021

- Olona 7 no lavon'ny Covid-19.
  • Analamanga 2
  • Sava 1
  • Atsimo Andrefana 2
  • Bongolava 1
  • Sofia 1
- Olona 859 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus tamin'ny tests 3284.
  • Analamanga 634
  • Atsinanana 38
  • Diana 10
  • Alaotra Mangoro 13
  • Haute Mastiatra 2
  • Boeny 2
  • Vakinankaratra 1
  • Sava 13
  • Atsimo Andrefana 30
  • Vatovavy Fitovinany 14
  • Menabe 4
  • Analanjirofo 12
  • Anosy 17
  • Ihorombe 1
  • Itasy 1
  • Androy 2
  • Sofia 65
-Olona 198 no sitrana soamantsara.
  • Analamanga 156
  • Atsinanana 7
  • Alaotra Mangoro 3
  • Haute Mastiatra 2
  • Boeny 3
  • Sava 1
  • Atsimo Andrefana 6
  • Analanjirofo 10
  • Ihorombe 1
  • Melaky 1
  • Sofia 8
-Olona 4781 no manaraka fitsabona
-Olona 301 no formes graves.

 

15/04/21